Marina fa isan’ireo olom-pirenena niezaka namangy taty am-pitan-dranomasina ka nifandinika sy nifanakalo teo am-pamolavolana izay fifidianana marina, madio sy voafehy tokony atolotra ho karakarain’ny GENIIES Andriamatoa Auguste PARAINA.
Maro koa anefa ireo filohan’Antoko politika hafa, na tonga nitsidika taty dilambato na nifanakalo mivantana tamin’ny fotoana namolavolana ny GENIIES. Tsy maintsy hitono-tena eo ihany izy ireo hijoro fa manohana izao hetsika eo am-panatanterahana izao.
Ireto ny fanazavana entiny eto:


