Voalaza mazava fa izay olona mandrafitra ny GENIIES dia tsy afaka mandray anjara amin’ny fifidianana karakarainy izany hoe ny Fifidianana Mirohy solombavam-bahoaka sy filoham-pirenena manaraka
Raha fantatra izao fa Gouvernement d’Entente Nationale Intermédiaire pour les Institutions et les Élections Stables, sécurisées et sincères à Madagascar, ahoana kosa no filaza azy amin’ny teny malagasy ?
𝐄𝐧𝐝𝐫𝐢𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐞𝐥𝐚𝐧𝐞𝐥𝐚𝐧𝐚.
𝐇𝐢𝐧𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐦𝐢𝐚𝐥𝐨.
Misy ho tsakoina ireo fa mirary soa.