logo-crop
Fanazavana ny atao hoe GENIIES

Date

Tao aorian’Andriamatoa Auguste PARAINA, filohan’ny Antenimieram-bahoaka teo aloha, minisitra ary koa ambasadaoro teo aloha dia i Maître Hanitra RAZAFIMANANTSOA , solombavam-bahoaka no sahy nijoro nanazava ny atao hoe GENIIES sy ny tanjona ary ny tetikasa atolony teny amin’ny haino aman-jery.
Samihafa tanteraka amin’ny fiaraha-mitantana na gouvernement d’Union nationale hoy izy ny GENIIES fa tsy fizaran-tseza. Nomarihiny mazava fa fiaraha-miasa amin’ny malagasy am-pielezana sy ny monina an-tanindrazana no namolavolana ny GENIIES.
S’abonner
Notification pour
guest
0 Commentaires
Commentaires en ligne
Afficher tous les commentaires

Plus
d'articles